|
|
|
|

Entry1  may volon-tratra
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  may, volo, tratra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] dodona noho ny fahasahiranana na ny hamaimaizana ateraky ny faniriana; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ
Synonyms  5  may volon' orona

Updated on 2025/07/29